Sary Pika Asaramanitra 2022

05 juillet 2022

Vokatry ny fifaninanana «  sary pika asaramanitra 2022 » nokarakarain’ny MEF dia nahazo ny atao hoe coup de cœur ny INSTAT Haute Matriatra. Nozaraina ny alatsinainy 05 jolay 2022 teo tamin’ny fananganan-tsaina ireo marim-pakasitrahana.



      

Voarain’ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny INSTAT Haute Matsiatra androany Mardi 05 juillet ny marim-pakasitrahana tamin’ny nahazahoana ny coup de cœur avy any amin’ny MEF. Mankasitraka ny INSTAT rehetra ihany koa amin’ny solidarité.